|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinola |
| Fototeny | 2 sola |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 voasola, solaina, atao tonga sola, tsisy volo:
5 nosinolan' ny ankizy ilay akoholahin' i zoky [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rendu chauve, dont on a rasé la tête, auquel on a arraché les plumes, les poils sur la tête, dont on a enlevé le sommet
[1.3#620] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voasola |
| Fivaditsoratra | 11 lañosy, lanosy, 12 liñaso, 13 losina, sinola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|