|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinorona |
| Fototeny | 2 sorona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voasorona, soronina, ampirehetina, velomina:
5 Afo efa nosinorona ka hataonao inona indray [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 attisé, alimenté, dont on s’est servi pour attiser, alimenter
[1.3#634] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voasorona |
| Fivaditsoratra | sinorona, 11 soronina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|