|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sintom-bolozy |
| Singan-teny | 2 sintona, 3 bolozy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fomba fanidiana vozon' akanjo na pataloa amin' ny kofehy voazaitra ao anatin' ny sisin' akanjo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[sintomboLOzy]
6 coulisse
[1.13] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: zaitra |
| Mpanahaka | 8 bolozy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|