|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sintonina |
| Fototeny | 2 sintona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tarihina hankany amin' ny tena:
5 Sintony ny vatasarihana 6 Sarihana: 7 Aza mbola sintonina ny harato 8 Roritina: 9 Sintony mafy ny tady ho henjana 10 Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: 11 Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga 12 Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: 13 Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 anontsiny, 20 sinintona, sintonina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|