|
|
|
|

Teny iditra1  siotrafo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka [1.1]
Tsipelina hafa  4 soitrafo

Fivaditsoratra  5 atsofory, 6 fitsoroa, siotrafo, 7 soitrafo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12