|
|
|
|

Teny iditra1  siramamy
Singan-teny  2 sira, 3 mamy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Vovo-java-mamy amboarina avy amin' ny fary na ny beteravy ka ampiasaina mba hanome tsiro mamy, indrindra ny zava-pisotro toy ny kafe, dite, ravimboafotsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 sugar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 sucre [1.8]
8 Nom de sucre raffiné ; cristallisé ou en morceaux.
9 Dans ce dernier cas, on précise généralement vato siramamy. [1.196]
Ohatra  10  Azo lazaina ho tarika efatra no mpanao siramamy ao an-tanàna. [2.470]
11  Ilana siramamy mantsy io. [2.472]
Voambolana  12  Toe-karena: hanina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17