|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sirana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny ilazana ny faritra amin' ny tenan' ny biby anelanelan' ny lohany sy ny sorony [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)6  siraña
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 seranana [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  9 Rasina, 10 risana, 11 sanary, 12 sañira, Sanira, 13 sarina, 14 sinara, Sinara, sirana, siraña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27