|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 siranandony |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny hoditra miraviravy amin' ny tratran' ny omby
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the dewlap of cattle. This is a corruption of serana and ando
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 le fanon du boeuf
[1.3] |
| Voambolana | 6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Fivaditsoratra | siranandony, 7 sondrianina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|