|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sirasira sakarivo am-bavanao |
| Singan-teny | 2 sirasira, 3 sakarivo, 4 vava |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Teny firarian-tsoa ataon' ny reny amin' ny zanany raha manoaka,
7 izay azo adika hoe: Enga anie tsy ho diso sira na sakamalao ny vavanao ! [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 souhait fait par la mère à son petit enfant qui baille: que ta bouche ne manque jamais ni de sel ni de gimgembre!
[1.3#609] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|