Entry | sisa tavela | |
Elementary words | sisa ; tavela | |
Part of speech | locution | |
Explanations in English | A remnant [1.7] | |
Explanations in French | Le reste, le reliquat [1.8] | |
Examples | Tsy sahy nijery olona firy amin' izany, sao mbola misy lokomena sisa tavela eny amin' ny endrika, ny tratram-palitao koa akombona mba tsy ho hita ny dia-molotra amin' ny lobaka.
[2.4] | |
Updated on 2023/06/17 |