|
|
|
|

Teny iditra1  sivifolo
Singan-teny  2 sivy, 3 folo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Isa milaza folo averina intsivy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 Ninety [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Quatre-vingt-dix [3.1]
Isam-pirenena  8 90 [3.1]
Ohatra  9  dimy amby sivifolo, ny taranak'i Gabaona [2.996]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny isa
Lahatsoratra  12 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12