|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 soaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitovitovy, mifandraidraika, teny fampiasa hilazana ny laharan-tsikidy
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 soaka |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Solo na mpanampy, mpandimby toerana
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 20 akosa, 21 asoka, 22 Kaosa, 23 kasao, 24 kasoa, 25 sakao, 26 Sakoa, sakoa, 27 saoka, soaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|