|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 soamadodoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Maika, dodona; entanin-kafaliana:
4 Soamadodoka ny vahoaka namonjy hijery ilay fiaramanidina an-drano nipetraka teo Mandroseza [1.1] |
| Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|