|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 soba
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 sampona [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 soba
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Soratr' omby tokam-bolo fa fotsy ny lohany sy ny siranandony [Sakalava] [1.1]
7 omby fotsy loha sy kibo, olona sola na tsy be [Sihanaka] [1.78]

Fivaditsoratra  8 sabò, sabo, 9 soba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02