Entry | 1 soedoa |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Soeda: Mihoatra ny 8 tapitrisa ny isan' ny Soedoa Mikasika an' i Soeda, an' i Soeda na avy any Soeda: Stockholm no seranana soedoa lehibe indrindraa [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |