|
|
|
|

Teny iditra1  sokajy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo
4 Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a squad ; a division, a department [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 escouade de vingt-cinq soldats [1.3]
7 escouade; division, département [1.8]
8 classe, catégorie, section, groupe, ordre, série [1.5]
Ohatra  9  Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny [2.442#]
10  Niala ny sokajin|sokajy-dRanary, dia niditra ny sokajin|sokajy hafa [2.270#]
11  Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 4 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17