|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 solafaka |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mikorisa ny tongotra ka mianjera, mibolisatra, mibolasitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 slipping
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qui glisse, comme le pied sur une pente ou sur un terrain glissant:
[1.3] 6 qui glisse [1.8] |
| Ohatra |
7 solafaka ilay akoho nandeha teo ambony sahafa
[1.1]
8 solafaka eo hianao, fa aza mandeha eo (Vous allez glisser, ne passez pas par là) [1.3#620] 9 Miadana, satria vao solafaka kely foana dia hatsipin' ny sambo hatelin' ny rano. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 solafaka |
| Sokajin-teny | 14 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 diso noho ny halemena na tsy fahalalana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 qui se trompe par ignorance ou par faiblesse
[1.3] |
| Ohatra |
17 Olombelona ihany ka solafaka
[1.1]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|