|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 solelaka |
| Fototeny | 2 lelaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Marivo aty, saliaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 large, qui s'étend comme l'escargot
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 21 solelaka |
| Fototeny | 22 lelaka |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Fivelarana ary fisokafana
25 Tambitamby sy kolikoly atao mba hahafaly lehibe na dia tsy mendrika aza [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 action de s'étendre
27 figuré: cajoleries basses [1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|