|
|
|
|

Teny iditra1  soloana
Fototeny  2 solo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ovana hafa: Soloy ity penina ity fa mandrangotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be replaced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on remplace [1.3#623, 1.8]
Ohatra  7  Nefa azo soloana izy ireo. [2.270#113]
8  Ny amin' ny kamboty, angaha, azo soloana. [2.270#21]
9  Tsotra daholo moa ny olona, ka soloana hira hafa ilay voatonona teo. [2.356#18]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17