|
|
|
|

Teny iditra1  solokina
Fototeny  2 soloky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitahina amin' ny fanambakana: Nosolokin-dRangahy iny aho
5 Alaina amim-pitaka: Nosolokiny lahy ny volako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be defrauded, to be blackmailed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on fait chanter [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 kaonsôly, solokina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17