|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 solombavambahoaka |
| Singan-teny | 2 solo, 3 vava, 4 vahoaka |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a deputy, a member of parliament
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 député, membre de l'Assemblée Nationale
[1.8] 9 député [1.5] |
| Ohatra |
10 Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara.
[2.472]
|
| Voambolana | 11 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|