|
|
|
|

Teny iditra1  solompenakoho
Singan-teny  2 solo, 3 fe, 4 akoho
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Fanomezana avy amin' ny ray aman-dreny ho an' ny zanany amin' ny Fandroana na amin' ny tonon-taona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 cadeau en argent donné par les parents et les supérieurs aux enfants et aux inférieurs à la place d'une cuisse de poulet, à l'époque du Fandroana [1.3]
Ohatra  8  Ka raha tsy mamono na ny ray na ny zanaka, dia vola no atao solombody akoho na solompenakoho. [2.48]
Mpanahaka  9  solombodiakoho

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11