|
|
|
|

Teny iditra1  solonify
Singan-teny  2 solo, 3 nify
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Nify namboarina ka arafitra ho solon' ny tena nify banga na niniana nesorina mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Dents postiches, râtelier [1.3]
Voambolana  7  Fahasalamana
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02