|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 somary |
| Fototeny | 2 sary |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mody, tsy dia tena: Somary nisafosafo saoka izy tamin' izay
5 Manopy: Somary vony 6 Saika... kely: Somary adalaizay ny rainy. 7 Atsimo somary atsinanana: atsimo lasa miantsinanana kely [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 sort of, somewhat like
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 en quelque sorte, un peu comme si
[1.8] |
| Ohatra |
10 --Mahafinaritra ity izy, hoy ny famaliny ny tenin-dRandrianaivo, ny feony somary mavesabesatra sy mivelabelatra.
[2.324]
11 somary naka hery Rainitoandro ka nampakatra ny feony. [2.470] 12 Hoy aho somary nihomehy. [2.471] 13 Ny fihetsiny ao an-trano koa toa somary terena, somary henjana. [2.472] |
| Kamban-teny rehetra | 14 somary sompirana |
| Fivaditsoratra | 15 masiro, 16 misaro, 17 mosary, somary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|