|
|
|
|

Teny iditra1  somatoto
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 sahirana, mipenompenona, vezika: Somatoto ny mpila holatse ko mandremandre ny mpañijà (Vezika ny mpaka holatra ka miadana ny mpanana omby) [Betsileo] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17