|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sominda |
| Fototeny | 2 sinda |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanapahan-tendam-biby hovonoina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 action de couper la gorge
[1.3#626] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 sominda |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Aretina mivonto izay mandoaka ny traotraoka ka mahafaty haingana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 nom d’une tumeur, qui perce ordinairement dans le larynx et donne promptement la mort
[1.3#626] |
| Voambolana | 16 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 17 sominda mifoha |
| Fivaditsoratra | 18 mandiso, sominda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|