|
|
|
|
Teny iditra
1
somokotra
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Miezaka mafy, revo amin' ny raharaha atao:
4
Somokotra erỳ Rakoto miasa
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
5
misomokotra
Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17