|
|
|
|

Teny iditra1  somondrara
Fototeny  2 sondrara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono [Tanala] [1.78]
5 zatovo vavy [Tanosy] [1.78]
6 nono [Taisaka] [1.78]
7 nonon-jazavavy [Sihanaka] [1.78]
8 Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny [1.1]
9 tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 adolescente [1.13]
Ohatra  11  Ley Venjy zahay mbo handisa - Andao tsika somondrara mba hiango. [2.606#]
12  Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifo-lo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508#]
Kamban-teny rehetra  13 ampelasomondrara
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09