|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sondenda |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 7 sondenda |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Anarana ilazana tandrok' omby misabaka fitsiry ary fohy
[Merina]
10 "Toy ny tandrok' omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako", "Tandrok' omby sondenda ha akaiky mpanondro maso": misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby [1.1] |
| Voambolana | 11 Toe-karena: fiompiana |
| Tovy hevitra | 12 sondandy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Bikan' ny tandrok' omby |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|