| Entry | 1 songonana |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 songona |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Ihoarana: Nosongonan' ny soavalinao ny soavaliko ka lasa faharoa Sosohana: Nosongonan' ny rahalahinao aho ka tsy azoko ilay asa nokendreko Tapahina, tsatsaingohina: Aza songonanao ny teniko |
| Anagrams | 9 nasongona, nosongana, songonana |
| Updated on 2025/07/29 |
|