|
|
|
|

Teny iditra1  sora-damba
Singan-teny  2 soratra, 3 lamba
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  Tsy maninona ary fa ny sora-damba betsaka [2.643#107]
6  Tsara tokoa ny sora-damba hitany sady karazan-dravindamba mihaja [2.643#108]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02