|
|
|
|

Teny iditra1  soratononina
Singan-teny  2 soratra, 3 tononina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fanazarana na fampiasana any an-tsekoly, hianarana ny fanoratana ny teny araka ny fanao na ny fitsipi-panoratana; teny tononin' ny hafa ka soratan' ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 dictée [1.13]
Ohatra  7  Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy. [2.4#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12