|
|
|
|

Teny iditra1  soraty
Fototeny  2 soratra
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana soratana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#632]
Ohatra  4  soraty izao hafatro izao [1.1]
5  fa soraty izany anatra izany eo amy ny viliako, sy amy ny entra itoerako, sy amy ny fandriako, ary amy ny zavatra rehetra izay ho voajeriko matetika. [2.293]
Tsipelina hafa  6 sorato

Fivaditsoratra  7 asotry, 8 atsiro, 9 atsory, 10 isotra, 11 ositra, 12 ratsio, 13 soitra, soraty, 14 Troasy, 15 tsiaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12