|
|
|
|

Teny iditra1  sorena
Fototeny  2 sory
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Azon' alahelohelo miaraka amin' ny fahadisadisana:
5 Sorena foana izy hatramin' ny nahalasanan' ny zokiny [1.1]
Ohatra  6  Sempotsempotra sy sorena kosa I Katy andanin' izany. [2.470]

Fivaditsoratra  7 serano, 8 sonera, sorena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17