|
|
|
|

Teny iditra1  sorisorena
Fototeny  2 sorisory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Madisadisa, sosotsosotra: Sorisorena be ihany aho ka andeha hivoaka kely aloha
5 Malonilony fa misy tsy mahafaly: Sorisorena izy tamin' ny bedibedy nataonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be vexed, to be chagrined [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on vexe, qui a du chagrin [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17