|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sorotankazo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazomaniry maty ny ilany, izay nampiasaina ho fanalana faditra taloha:
4 Nataoko ho hazomanga hialofana lahy, hay sorotankazo tsy mahaleo otina, -- ka vao donin-dambo dia hentitra. (Tselatra) [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (de sorona : offrande, tanila an-kazo : arbre qui a perdu un côté).
6 Arbre frappé par la foudre et mort d'un seul côté. 7 On lui prête des vertus magiques. 8 C'est souvent un lieu choisi pour les exorcismes et d'autres cérémonies magiques. [1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|