|
|
|
|

Teny iditra1  sosoa ridritra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3 soupe épaisse faite avec du riz cuit à grande eau et d'autres légumes [1.196]
Ohatra  4  Ny fahandro ny vary dia ny ampangoro, sosoaridritra, sosoarano, sosoamisitra (rehefa manitra tsara ny vary dia dabohan-drano dia haroina), ary ny vary amin-tetikena, dia ny vary faho asian-tsakay sy sira eo am-bilany [1.437#]
Voambolana  5  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12