|
|
|
|

Teny iditra1  sosorina
Fototeny  2 sosotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga sosotra: Nososoriny aho nefa izaho tsy naninona azy akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be vexed, to be angered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on vexe, qu'on énerve [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17