|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sovohina |
| Fototeny | 2 sovoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tampohina:
5 Sovohin' ny fahafatesana Raolombelona 6 Akekezina an-tsokosoko, asiana mangingina: 7 Nosovohin' ny hatsiaka ny marary halina [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|