|
|
|
|

Teny iditra1  tabatabaina
Fototeny  2 tabataba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tairina amin' ny horakoraka na kotaba: Aza tabatabaina ny voronkosamborina
5 Helingelenina: Notabatabainao, hono, izy ka nanjary tsy hainy ny fianarany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be confused with noise, to be bustled, to be interrupted. [1.2]
7 to be disturbed, to be bothered with noise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on dérange, qu'on trouble par le tapage [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 batabataina, 15 itabatabana, tabatabaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17