|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tabebaka
Fototeny  2 bebaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivelatra sy makadiry ny vavany, nefa iva ny halaliny: Haron-tabebaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 short and spacious. Chiefly applied to baskets: rather short, shallow, or dwarfish. [1.2]
Ohatra  6  Fahita any Antsihanaka, na amin' ny tanàna faran' izay madinika aza, ny vehivavy mipetraka amoron-dalana, manana haron-tabebaka feno fotsimbary mangatsakatsaka atobiny eo anoloany ary amidiny amin' ny kapoaka. [2.472#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)9  tabebaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11 an herb. Same as lavaravina, a composite herb [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 (sens général : ce qui est large et peu profond ; comme une corbeille). Allusion aux feuilles utilisées anciennement en guise de cuillère suivant les dialectes :
13 Rumex bequaertii De Willd. et Rumex crispus L. (Polygonaceae).
14 Plantes à grandes feuilles radicantes ; persistantes par leur racine charnue. [Sihanaka, Tsimihety]
15 Une Composée indéterminée d'après Grandidier. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17