|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  tadidy
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsaroana, tsy hadino [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 remembered [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 recollected; talily is used in the provinces [1.3]
6 dont on se souvient, rappelé [1.8]
Ohatra  7  Ireto ny vitsivitsy tadidy. [2.508]
8  Tsy tadidiko intsony ny trano nipetrahanay teto taloha [1.1]
9  Ny hafaliany mantsy hiofo ho tadidy ny fahiny! [1.244]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)23  tadidy
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 Fahatsiarovana, arika: Very tadidy [1.1]
Kamban-teny rehetra  26 manao tadidin' ny mpanaraka

Teny iditra (3/4)27  tadidy
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 angano [Sihanaka, Tanosy] [1.78]
30 lovantsofina, tantara [Taisaka] [1.78]
31 fitadidiana [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  32 a tale, a story, a fable. See angano [Provincial] [1.2]
Voambolana  33  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (4/4)34  tadidy
Sokajin-teny  35  anarana
Fanazavàna teny anglisy  36 business, the question in hand [Provincial] [1.2]
Tovy hevitra  37 talily

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17