|
|
|
|

Teny iditra1  taenimpolo
Singan-teny  2 enina, 3 folo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny isa tsy mba mandeha tsifolofolo ny venty sy ny jotso na songatombony fa tsienimpoloenimpolo;
6 ohatra: 1 ora = 60 minitra, 1 minitra = 60 segondra
7 ora
8 segondra [1.1]
9 isa mandeha tsienimpolo tsienimpolo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 sexagésimal [1.13]
Voambolana  11  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  12 tatsiotampolo, tatsotampolo, tsi-60-60

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17