|
|
|
|

Teny iditra1  tafaboroaka
Fototeny  2 boroaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4 used of the instrument having gone through in making a hole [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui est sorti, qui a abouti [1.3]
Ohatra  6  Mandrara an' ialahy aho tsy hamela ny kibon' ialahy ho tandrifin' ny totohondriko sahala amin' izao, hoy i Lekodia, fa sao dia ho tafaboroaka any amin' ny lanivoan' ialahy any ny sandriko [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12