Entry | 1 tafahoatra |
Part of speech | 2 participle |
Root | 3 hoatra |
Explanations in French |
4 [1.3] qui a dépassé, surpassé: Tafahoatra ny morona ny rano (L'eau a dépassé le bord) 5 [1.66] abusif |
Examples |
6 [2.472] Fifanositosehana tamin' ny fivoahana tany an-tsekoly, fiadiana siny fanondrahana, kivazivazy tafahoatra: 7 [2.314] Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra? |
Anagrams | 8 afa-tahotra, tafahoatra, tafaohatra |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |