|
|
|
|

Teny iditra1  tafakambana
Fototeny  2 kambana
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Qui est réuni, uni, qui sont ensemble, qui sont réconciliés [1.3#306]
Ohatra  5  Ahy izao Imerina tafakambana izao, hoy izy. [2.508#]
6  Vahoaka maro be izy roa tonta no tafakambana. [2.588#]
7  Ary misaotra an'Andtra noho izany, fa tafakambana ny fanaovana sy fiheverana; [2.59#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12