|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafandry |
| Fototeny | 2 andry |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 lain down. tafandrimandry also used.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 couché, paisible, figé
[1.3#41] |
| Ohatra |
6 tafandry ao an-tranon'ny sakaizako aho halina (j’ai couché la nuit dernière chez mon ami)
[1.3#41]
7 tafandry ny ronono (le lait s’est caillé) [1.3#41] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 tafandriana |
| Kamban-teny rehetra | 11 tafandry mandry |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 fanditra, tafandry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|