|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafasiry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 angano
[Bara]
[1.78] 4 resaka [Tanala] [1.78] 5 Resaka mahasoa; dinidinika; tapatapakahitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 conversation
[1.2, 1.7] 7 discourse. [Swa. tafasiri and Mal. tafsir (from Arabic), explanation.] [1.2] 8 chatting [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Causerie, conversation utile; sujet de la conversation
[1.3] 10 conversation, bavardage [1.8] |
| Ohatra |
11 Voatsiahy avokoa ny resaka fataony sy ny tafasiry ifanaovana aminy, ny fikirizany sy ny fitiavany ny ankohonany, izay miavaka indrindra amin' ny hafa.
[2.470]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 farisaty, 27 fiaratsy, tafasiry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|