|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tafatsangana |
| Fototeny | 2 tsangana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 erect, upright, stood up
[1.2#682] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 qui s'est dressé, levé
[1.3#751] |
| Ohatra |
6 Dia tafatsangana Ingahy mpampianatra.
[2.529#]
7 Nahita izany ilay mpiasa ka tafatsangana. [2.472#] 8 Hendratra izy sady tafatsangana niaraka tamin' izay. [2.643#] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|