Entry | 1 tafavory |
Part of speech | 2 participle |
Root | 3 vory |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Examples |
5 [1.107] tafavoriko ny mpianatra (j'ai rassemblé les élèves) 6 [1.107] rahampitso amin' ny valo maraina dia ho tafavory izy rehetra (ls seront tous réunis demain matin à huit heures) |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word tafavory |
Anagrams | 8 fiavotra, fivarota, fivoatra, tafavory, voafitra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |